Judges 15:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa izy ireo taminy: Hamatotra anao no nidinanay, mba hatolotray ho eo an-tanan’ny Filistina ianao. Dia hoy i Samsona taminy: Mianiàna amiko ary fa tsy hamely ahy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy ireo taminy: «Ny hamatotra anao no nidinanay, mba hanoloranay anao eo an-tanan’ny Filistinina.» Ka hoy i Samsôna tamin’izy ireo: «Mianiàna àry fa tsy mitady hamono ahy ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ireo hoe: –Tonga izahay mba hamatotra anao ary hanolotra anao amin’ny Filistinina. Ka hoy i Samsôna taminy: –Mianiàna amiko àry fa tsy hamono ahy ianareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy kosa izy ireo taminy: Hamatotra anao no nidinanay, mba hatolotray ho eo an-tànan'ny Filistina ianao. Dia hoy Samsona taminy: Mianiana amiko ary fa tsy hamely ahy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa izy ireo taminy: Hamatotra anao no nidinanay, mba hatolotray ho eo an-tanan’ny Filistina ianao. Dia hoy i Samsona taminy: Mianiàna amiko ary fa tsy hamely ahy ianareo.
malagasy
Dia hoy kosa izy ireo taminy: Hamatotra anao no nidinanay, mba hatolotray ho eo an-tànan'ny Filistina ianao. Dia hoy Samsona taminy: Mianiana amiko ary fa tsy hamely ahy ianareo.