Judges 15:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky, boriky iray amin’ny boriky maro; tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Samsôna hoe: «Valanoranon’ampondra iray no namazambazanako an’ireny; Valanoranon’ampondra iray no nahafatesako arivo lahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Samsôna hoe: –Valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy, valanoranom-boriky no nampivangongoako ireo faty.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samsona: Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako ho antontany iray, eny, antontany roa; Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky, boriky iray amin’ny boriky maro; tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy.
malagasy
Ary hoy Samsona: Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako ho antontany iray, eny, antontany roa; Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy.