Judges 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsahatra niteny izy dia nariany ilay valanoranom-boriky teny an-tanany. Ary ny anaran’izany tany izany dia natao hoe Ramata-Lehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitsaha-niteny izy, ilay valanorano natsipiny avy teny an-tanany, io toerana io nomeny anarana hoe Ramata-Lekia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izany, dia natsipiny terỳ ilay valanoranom-boriky teny an-tanany; izany no niantsoana io toerana io hoe Ramata-Lehỳ na Havoanan’ny Valanorano.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitsahatra niteny izy, dia nariany ilay valanoranom-boriky teny an-tànany; ary ny anaran'izany tany izany dia natao hoe Ramata-lehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsahatra niteny izy dia nariany ilay valanoranom-boriky teny an-tanany. Ary ny anaran’izany tany izany dia natao hoe Ramata-Lehy.
malagasy
Ary rehefa nitsahatra niteny izy, dia nariany ilay valanoranom-boriky teny an-tànany; ary ny anaran'izany tany izany dia natao hoe Ramata-lehy.[Ramata-hely = Havoanan'ny valanorano]