Judges 15:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hoy izy: Noheveriko ho halanao izy ka nomeko ho an’ny namanao. Moa tsy tsara tarehy noho izy va ny zandriny? Miangavy anao aho, aoka izy no halainao ho solony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy rainy taminy hoe: «Nataoko fa halanao izy, ka nomeko ny sakaizanao. Ary moa tsy ny zandriny aza no tsara ho solony».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nataony hoe: –Noheveriko ho tsy tianao intsony izy, ka dia nomeko an’ilay tovolahy namanao. Moa tsy tsara noho izy ve ny zandriny? Azonao alaina ho solony izy.
Malagasy Bible 1865
fa hoy izy: Nataoko fa halanao mihitsy izy, ka dia nomeko ho an'ny namanao; moa tsy tsara tarehy noho izy va ny zandriny? Masina ianao, aoka izy halainao ho solony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hoy izy: Noheveriko ho halanao izy ka nomeko ho an’ny namanao. Moa tsy tsara tarehy noho izy va ny zandriny? Miangavy anao aho, aoka izy no halainao ho solony!
malagasy
fa hoy izy: Nataoko fa halanao mihitsy izy, ka dia nomeko ho an'ny namanao; moa tsy tsara tarehy noho izy va ny zandriny? Masina ianao, aoka izy halainao ho solony.