Judges 15:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsara ny Israely roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roapolo taona no nitsaran’i Samsôna an’i Israely tamin’ny andron’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Samsôna no nitondra ny Israelita nandritra ny roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsara ny Isiraely roa-polo taona tamin'ny andron'ny Filistina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsara ny Israely roapolo taona tamin’ny andron’ny Filistina izy.
malagasy
Dia nitsara ny Isiraely roa-polo taona tamin'ny andron'ny Filistina izy.