Judges 15:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Samsona taminy: Tsy hanan-tsiny aho izao na dia hanisy ratsy ny Filistina aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Samsôna taminy: «Izao vao tsy hanan-tsiny amin’ny Filistinina aho raha manisy ratsy azy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Samsôna taminy: –Amin’izao indray mandeha izao dia afa-tsiny aho raha hanao ratsy amin’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Samsona taminy: Tsy hanan-tsiny aho izao, na dia hanisy ratsy ny Filistina aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Samsona taminy: Tsy hanan-tsiny aho izao na dia hanisy ratsy ny Filistina aza.
malagasy
Dia hoy Samsona taminy: Tsy hanan-tsiny aho izao, na dia hanisy ratsy ny Filistina aza.