Judges 15:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Filistina: Iza no nanao izao? Ary nisy nilaza hoe: I Samsona, vinanton’ilay Timnita satria nomen’ny rafozany ho an’ny sakaizany ny vadiny. Dia niakatra ny Filistina ka nandoro an-dRavehivavy sy ny rainy tamin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Filistinina: «Iza no nanao izany?» Ka nisy namaly hoe: «I Samsôna, vinanton’ilay Tamnaana; fa nalain’io taminy ny vadiny ka nomeny ny sakaizany.» Dia niakatra ny Filistinina ka nandoro an-dravehivavy mbamin’ny rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nifanontany ny Filistinina ny amin’izay nanao an’izao; ary nisy nilaza hoe: –I Samsôna, vinantolahin’ilay Timnita, satria ity rafozany no nisintona indray ny vadiny ka nanome azy ho an’ny namany. Dia niakatra ny Filistinina ka nandoro an-dravehivavy sy ny ankohonan-drainy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Filistina: Iza no nanao izany? Ary nisy nanao hoe: Samsona, vinanton'ilay Timnita, satria ny rafozany efa nanome ny vadiny ho an'ny sakaizany. Dia niakatra ny Filistina ka nandoro an-dravehivavy sy ny ankohonan-drainy tamin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Filistina: Iza no nanao izao? Ary nisy nilaza hoe: I Samsona, vinanton’ilay Timnita satria nomen’ny rafozany ho an’ny sakaizany ny vadiny. Dia niakatra ny Filistina ka nandoro an-dRavehivavy sy ny rainy tamin’ny afo.
malagasy