Judges 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Samsona taminy: Satria izao no fihetsikareo dia hamaly anareo tokoa aho, ka rehefa vita izany vao hitsahatra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Samsôna tamin’izy ireo: «Izany ve no ataonareo? Tsy maninona fa tsy hijanona kosa aho, raha tsy nahavaly faty anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Samsôna tamin’ireo: –Satria nanao izany ianareo, dia tsy hijanona aho raha tsy efa mahavalifaty izay nataonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samsona taminy: Raha manao tahaka izany ianareo, dia mbola hamaly anareo tokoa aho, koa rehefa afaka izany, vao hitsahatra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Samsona taminy: Satria izao no fihetsikareo dia hamaly anareo tokoa aho, ka rehefa vita izany vao hitsahatra aho.
malagasy
Ary hoy Samsona taminy: Raha manao tahaka izany ianareo, dia mbola hamaly anareo tokoa aho, koa rehefa afaka izany, vao hitsahatra aho.