Judges 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namely azy izy ka nanapotika azy tanteraka ary nahafaty be dia be; dia nidina izy ka nitoetra teo an-tsefatsefak’ilay harambato mitresaka any Etama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasiany mafy tokoa ireo, tsy nitondrany roa; dia nidina izy ary nitoetra tao amin’ilay zohy amin’ny vatolampin’i Etama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa namely azy i Samsôna ary nampitondra faisana azy tanteraka. Rehefa izany, dia lasa izy nonina teo an-tsefatsefak’ilay harambato tao Hetama.
Malagasy Bible 1865
Dia namely azy izy ka nahatapaka ranjo sy fe ary nahafaty be dia be; dia nidina izy ka nitoetra teo an-tsefatsefak'ilay harambato mitresaka any Etama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namely azy izy ka nanapotika azy tanteraka ary nahafaty be dia be; dia nidina izy ka nitoetra teo an-tsefatsefak’ilay harambato mitresaka any Etama.
malagasy
Dia namely azy izy ka nahatapaka ranjo sy fe ary nahafaty be dia be; dia nidina izy ka nitoetra teo an-tsefatsefak'ilay harambato mitresaka any Etama.