Judges 15:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra ny Filistina dia nitoby tany Joda ka niely hatrany Lehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia niakatra ny Filistinina, nitoby teo amin’i Jodà, niely tany Lekia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niakatra ny Filistinina ka nitoby tany Joda, ary nitandahatra hamely ny tanàna Lehỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra ny Filistina, dia nitoby teo amin'ny Joda ka niely tany Lehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra ny Filistina dia nitoby tany Joda ka niely hatrany Lehy.
malagasy
Ary niakatra ny Filistina, dia nitoby teo amin'ny Joda ka niely tany Lehy.