Judges 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankany Gaza i Samsona ka nahita vehivavy janga teo dia niditra tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nankany Gazà i Samsôna ka nahita vehivavy janga tao, dia niditra tao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany Gazà i Samsôna ka nahita mpivarotena iray tao, ary niditra tao aminy mba handry.
Malagasy Bible 1865
Ary Samsona nankany Gaza ka nahita vehivavy janga teo, dia niditra tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankany Gaza i Samsona ka nahita vehivavy janga teo dia niditra tao aminy.
malagasy
[Ny nisamboran'ny Filistina an'i Samsona sy ny namalian'i Samsona azy] Ary Samsona nankany Gaza ka nahita vehivavy janga teo, dia niditra tao aminy.