Judges 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy taminy: Raha mahazaka vaovao izay tsy mbola nampiasaina no amatorana ahy mafy dia ho tonga osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy taminy: «Raha tady vaovao, tsy mbola nampiasaina akory no amatorana ahy, dia hanjary osa sy sahala amin’ny olon-kafa ihany aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navaliny azy: –Raha tady mahazaka vaovao tsy mbola nampiasaina no amatorana ahy, dia hanjary osa aho ka ho tahaka ny olon-tsotra.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy kosa izy taminy: Raha mahazaka vaovao izay tsy mbola nanaovan-draharaha no amatorany ahy mafy, dia ho osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy taminy: Raha mahazaka vaovao izay tsy mbola nampiasaina no amatorana ahy mafy dia ho tonga osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa rehetra.
malagasy
Dia hoy kosa izy taminy: Raha mahazaka vaovao izay tsy mbola nanaovan-draharaha no amatorany ahy mafy, dia ho osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa.