Judges 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nilaza tamin’ny Gazita hoe: Tonga atỳ i Samsona. Dia nanodidina azy izy ireo ka nanao vela-pandrika mandritra ny alina teo am-bavahadin’ny tanàna ary nangina mandritra ny alina, fa hoy ireo: Rehefa maraina ny andro dia hovonointsika izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilazana ny mponina tao Gazà fa hoe: «Tonga ao i Samsôna», ka nanemitra an’i Samsôna izy ireo; ary nanotrika tao am-bavahadin’ny tanàna nandritra ny alina. Nipetraka tsy nihetsiketsika izy ireo iny alina tontolo iny fa hoy izy: «Aoka aloha mandra-pangiran’ny andro maraina, dia hovonointsika izy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatry ny mponina fa tonga tao i Samsôna; dia nanao fiambenana tokoa ny Gazita sady nitily azy teo am-bavahadin’ny tanàna nandritra ny alina manontolo. Saingy tsy niraika izy ireo tamin’io alina manontolo io fa nanao anakampo hoe: «Aoka handrasantsika hazava ny maraina, vao hovonointsika izy!»
Malagasy Bible 1865
Ary nolazaina tamin'ny Gazita hoe: Tonga atỳ Samsona. Dia nanemitra azy izy ary nanotrika mandritra ny alina teo am-bavahadin'ny tanàna ka nangina mandritra ny alina; fa hoy izy: Raha maraina ny andro, dia hovonointsika izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nilaza tamin’ny Gazita hoe: Tonga atỳ i Samsona. Dia nanodidina azy izy ireo ka nanao vela-pandrika mandritra ny alina teo am-bavahadin’ny tanàna ary nangina mandritra ny alina, fa hoy ireo: Rehefa maraina ny andro dia hovonointsika izy.
malagasy