Judges 16:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naniry indray anefa ny volon-dohany efa voaharatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa efa nanomboka naniry indray ny volon’i Samsôna, hatrizay nanaratana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia nanomboka naniry indray ireo volon-dohany taorian’ny nanetezana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naniry indray anefa ny volon-dohany efa voaharatra.
malagasy
Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra.