Judges 16:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Samsona tamin’ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano mba hiankinako aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samsôna tamin’ilay zatovo nitantana azy: «Avelao kely aho hitsapa ny andry manohana ny trano sy hiankina aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Samsôna dia nangataka tamin’ilay zatovo nitantana azy hoe: –Tariho kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny tempoly mba hiankinako aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samsona tamin'ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano, hiankinako aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Samsona tamin’ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano mba hiankinako aminy.
malagasy
Ary hoy Samsona tamin'ny zatovo izay nitantana azy: Avelao kely aho hitsapa ny andry izay manohana ny trano, hiankinako aminy.