Judges 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia nitia vehivavy iray, tany an-dohasaha Soreka, izy. Nantsoina hoe Delila izy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany dia vehivavy anankiray tany an-dohasahan’i Sôreka no tiany. Dalilà no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany i Samsôna dia raiki-pitia tamin’ny vehivavy atao hoe Delilà izay nonina tao amin’ny lohasaha Sôrèka.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia tia vehivavy atao hoe Delila tany an-dohasaha Soreka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia nitia vehivavy iray, tany an-dohasaha Soreka, izy. Nantsoina hoe Delila izy io.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia tia vehivavy atao hoe Delila tany an-dohasaha Soreka izy.