Judges 16:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Delila tamin’i Samsona: Mba lazao amiko izay itoeran’ny herinao lehibe sy izay hahazoana mamatotra anao ka hahafolaka anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Dalilà tamin’i Samsôna: «Mihanta aminao aho, lazao kely izay itoeran’ny herinao lehibe, sy izay tokony hamatorana anao, mba hahafolaka anao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Samsôna tokoa i Delilà ka nanao hoe: –Etsy ange ianao e, mba lazao ahy re izay iavian’izao herinao lehibe izao. Ary fomba ahoana no tokony hamatorana anao mba hahafolaka anao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Delila tamin'i Samsona: Masìna ianao, lazao amiko izay itoeran'ny herinao lehibe sy izay hahazoana mamatotra anao hahafolaka anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Delila tamin’i Samsona: Mba lazao amiko izay itoeran’ny herinao lehibe sy izay hahazoana mamatotra anao ka hahafolaka anao.
malagasy
Dia hoy Delila tamin'i Samsona: Masìna ianao, lazao amiko izay itoeran'ny herinao lehibe sy izay hahazoana mamatotra anao hahafolaka anao.