Judges 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Samsona taminy: Raha tady vaovao fito izay tsy mbola maina no amatorany ahy dia ho tonga osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samsôna taminy: «Raha tady fito vaovao tsy mbola maina, no amatorana ahy, dia osa sy sahala amin’ny olon-kafa aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy i Samsôna hoe: –Raha tady vaovao fito tsy mbola maina no amatorana ahy, dia hanjary osa aho ka ho tahaka ny olon-tsotra.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Samsona taminy: Raha tady vaovao fito izay tsy mbola maina no amatorany ahy, dia ho osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Samsona taminy: Raha tady vaovao fito izay tsy mbola maina no amatorany ahy dia ho tonga osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa rehetra.
malagasy
Dia hoy Samsona taminy: Raha tady vaovao fito izay tsy mbola maina no amatorany ahy, dia ho osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa.