Judges 16:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondran’ireo lehiben’ny Filistina tady vaovao fito izay tsy mbola maina Ravehivavy ka namatotra azy tamin’ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitondran’ireo filohan’ny Filistinina tady fito vaovao, tsy mbola maina i Dalilà, ka nofatorany tamin’ireo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitondran’ireo mpanjaka filistinina tady vaovao fito tsy mbola maina i Delilà ka nentiny namatorana an’i Samsôna ireny.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra nankany aminy ireo andrianan'ny Filistina nitondra tady vaovao fito izay tsy mbola maina, dia namatotra azy tamin'ireny ravehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondran’ireo lehiben’ny Filistina tady vaovao fito izay tsy mbola maina Ravehivavy ka namatotra azy tamin’ireny.
malagasy
Dia niakatra nankany aminy ireo andrianan'ny Filistina nitondra tady vaovao fito izay tsy mbola maina, dia namatotra azy tamin'ireny ravehivavy.