Judges 17:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy tany amin’ny tany be havoana any Efraima, nantsoina hoe Mika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy lehilahy anankiray atao hoe Mikasy avy amin’ny tendrombohitr’i Efraima,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma dia nisy lehilahy natao hoe Mikà.
Malagasy Bible 1865
Nisy lehilahy tany amin'ny tany havoan'i Efraima, Mika no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy tany amin’ny tany be havoana any Efraima, nantsoina hoe Mika.
malagasy
[Ny nanaovan'i Mika sarin-javatra hivavahana] Nisy lehilahy tany amin'ny tany havoan'i Efraima, Mika no anarany.