Judges 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mika taminy: Mitoera atỳ amiko ianao, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko ianao, dia homeko sekela volafotsy folo isan-taona sy fitafiana ampy ary sakafo. Dia lasa nandeha ilay levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Mikasy taminy: «Mitoera atỳ amiko, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko ianao, fa omeko vola folo sikla isan-taona, mbamin’ny fitafiana ilainao sy ny sakafo.» Dia niditra ilay Levita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Mikà taminy: –Mijanòna eto amiko fa hataoko mpisorona ato anatin’ny fianakaviako ianao. Sekela volafotsy folo isan-taona sy fitafiana ary sakafo izay ilainao no homeko anao. Dia niditra ny trano ilay levita,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mika taminy: Mitoera atỳ amiko ianao, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko, dia homeko sekely folo volafotsy isan-taona sy fitafiana ary hanina. Dia niditra ilay Levita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mika taminy: Mitoera atỳ amiko ianao, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko ianao, dia homeko sekela volafotsy folo isan-taona sy fitafiana ampy ary sakafo. Dia lasa nandeha ilay levita.
malagasy
Dia hoy Mika taminy: Mitoera atỳ amiko ianao, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko, dia homeko sekely folo volafotsy isan-taona sy fitafiana ary hanina. Dia niditra ilay Levita.