Judges 17:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia nanaiky hitoetra tao amin-dRalehilahy ilay levita ka tonga tahaka ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny Levita nanaiky hitoetra tao amin’io lehilahy io ka noraisiny ho toy ny anankiray amin’ny zanany ilay tovolahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanaiky hitoetra tao amin’i Mikà izay nitondra azy toy ny zanany lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy ilay Levita, ka dia tonga tahaka ny zanany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia nanaiky hitoetra tao amin-dRalehilahy ilay levita ka tonga tahaka ny zanany.
malagasy
Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy ilay Levita, ka dia tonga tahaka ny zanany izy.