Judges 17:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natokan’i Mika ilay levita ka tonga mpisorony; nitoetra tao an-tranon’i Mika izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Mikasy nanokana ity Levita, dia tonga mpisorona ho azy io ilay tovolahy, ary nitoetra tao an-tranon’i Mikasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary natokan’i Mikà ilay levita ka tonga mpisorony ary nipetraka teo aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia natokan'i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon'i Mika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natokan’i Mika ilay levita ka tonga mpisorony; nitoetra tao an-tranon’i Mika izy.
malagasy
Dia natokan'i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon'i Mika.Dia hoy Mika: Fantatro izao fa hanisy soa ahy Jehovah, satria manana ity Levita ity ho mpisoroko aho.