Judges 17:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mika: Fantatro izao fa hanisy soa ahy NY TOMPO satria manana ity levita ity ho mpisoroko aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Mikasy hoe: «Fantatro ankehitriny, fa hanisy soa ahy i Iaveh satria manana an’ity Levita ity ho mpisorona aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Mikà anakampo hoe: «Azoko antoka izao fa hanisy soa ahy ny TOMPO, satria ity levita ity no efa tonga mpisoroko.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mika: Fantatro izao fa hanisy soa ahy Jehovah, satria manana ity Levita ity ho mpisoroko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mika: Fantatro izao fa hanisy soa ahy NY TOMPO satria manana ity levita ity ho mpisoroko aho.
malagasy
Dia hoy Mika: Fantatro izao fa hanisy soa ahy Jehovah, satria manana ity Levita ity ho mpisoroko aho.