Judges 17:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely fa samy nanao izay noheveriny ho mety avy ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy mpanjaka tamin’i Israely tamin’izany andro izany, ka samy nanao izay sitraky ny fony izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany dia tsy mbola nisy mpanjaka tany Israely, ka samy nanao izay heveriny ho mety avy ny olona tsirairay.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany tsy nisy mpanjaka tamin'ny Isiraely: fa samy nanao izay nataony ho marina avy ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely fa samy nanao izay noheveriny ho mety avy ny olona rehetra.
malagasy
Tamin'izany andro izany tsy nisy mpanjaka tamin'ny Isiraely: fa samy nanao izay nataony ho marina avy ny olona rehetra.