Judges 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy zatovo iray, avy any Betleheman’i Joda, tamin’ny fianakavian’i Joda; levita izy io ary mpivahiny nitoetra tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy zatovo lahy anankiray avy any Betlehema any Jodà, avy amin’ny fokon’i Jodà, Levita izy io, ary nitoetra tao amin’izany tany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy zatovo levita anankiray nivahiny tao Betlehema any Joda, tanàna anisan’ny fokon’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy zatovo avy any Betlehema-joda, tamin'ny fokon'i Joda, ary Levita izy sady nivahiny tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy zatovo iray, avy any Betleheman’i Joda, tamin’ny fianakavian’i Joda; levita* izy io ary mpivahiny nitoetra tao.
malagasy
Ary nisy zatovo avy any Betlehema-joda, tamin'ny fokon'i Joda, ary Levita izy sady nivahiny tao.