Judges 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Hoy izy taminy: Levita avy any Betleheman’i Joda aho ka handeha hivahiny any amin’izay azoko hitoerana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Mikasy taminy: «Avy aiza moa ianao?» Ka hoy ny navaliny azy: «Levita avy any Betlehema any Jodà aho, fa mivahiny aho hahitako toerana hipetrahako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany azy i Mikà hoe: –Avy aiza moa ianao? Ka novaliany hoe: –Levita avy any Betlehema any Joda aho, fa mandeha hivahiny any amin’izay azoko hitoerana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Dia hoy kosa izy taminy: Levita avy any Betlehema-joda aho ka mandeha hivahiny eny amin'izay azoko hitoerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Hoy izy taminy: Levita avy any Betleheman’i Joda aho ka handeha hivahiny any amin’izay azoko hitoerana.
malagasy
Ary hoy Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Dia hoy kosa izy taminy: Levita avy any Betlehema-joda aho ka mandeha hivahiny eny amin'izay azoko hitoerana.