Judges 18:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mandeha ianareo dia ho tonga any amin’ny olona tsy manana ahiahy sy any amin’ny tany malalaka; fa efa natolotr’Andriamanitra ho eo an-tananareo izany, dia tany tapi-javatra irina etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga any dia hiditra ao amin’ny vahoaka mandry tsy amin’ahiahy ianareo. Malalaka ny tany, ary efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananareo, ary ao amin’izany toerana izany dia hita izay rehetra mety hisy eto ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tonga any ianareo dia hamantana mponina tsy manana ahiahy ao anatin’ny faritany midadasika. Hatolotr’Andriamanitra anareo izany faritany misy ny ilaina rehetra eto ambonin’ny tany izany.
Malagasy Bible 1865
Raha mandeha ianareo, dia ho tonga any amin'ny olona tsy manana ahiahy sy any amin'ny tany malalaka; fa efa natolotr'Andriamanitra ho eo an-tananareo izany; dia tany tapi-javatra irina atỳ ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mandeha ianareo dia ho tonga any amin’ny olona tsy manana ahiahy sy any amin’ny tany malalaka; fa efa natolotr’Andriamanitra ho eo an-tananareo izany, dia tany tapi-javatra irina etỳ ambonin’ny tany.
malagasy