Judges 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy niainga avy tamin’ny fianakavian’i Dana, avy tany Zora sy Estaola; eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy enin-jato lahy, samy vonom-piadiana fanao an’ady avokoa, no niainga avy any Saraà sy Estaola, avy amin’ny fokon’i Dana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Tsorehà sy Estaôla ny vatan-dehilahy eninjato avy tamin’ny fokon’i Dana sady nirongo fiadiana.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy niainga avy tamin'ny fokon'i Dana, avy tany Zora sy Estaola, dia enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy niainga avy tamin’ny fianakavian’i Dana, avy tany Zora sy Estaola; eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany.
malagasy
Dia nisy niainga avy tamin'ny fokon'i Dana, avy tany Zora sy Estaola, dia enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany.