Judges 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra ireo ka nitoby tany Kiriata-Jearima any Joda. Izany no nanaovana ny anaran’izany tany izany hoe Mahane-Dana mandraka androany; indro, eo andrefan’i Kiriata-Jearima izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra ireo, dia nitoby tao Kariatiarima any Jodà, izany no niantsoana io tany io mandraka androany hoe: Makane-Dana, ka ao andrefan’i Kariatiarima no misy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niakatra ireo ka nitoby tao andrefan’i Kiriata-Jeharima, tao amin’ny tanin’i Joda. Izany no niantsoana io toerana io hoe Manahe-Dana na Tobin’i Dana, mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary niakatra ireo ka nitoby tany Kiriata-jearima any Joda (izany no nanaovana ny anaran'izany tany izany hoe mandraka androany Mahane-dana; indro, eo andrefan'i Kiriata-jearima izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra ireo ka nitoby tany Kiriata-Jearima any Joda. Izany no nanaovana ny anaran’izany tany izany hoe Mahane-Dana mandraka androany; indro, eo andrefan’i Kiriata-Jearima izany.
malagasy
Ary niakatra ireo ka nitoby tany Kiriata-jearima any Joda (izany no nanaovana ny anaran'izany tany izany hoe mandraka androany Mahane-dana; indro, eo andrefan'i Kiriata-jearima izany).