Judges 18:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivily tao izy ireo ka tonga tao amin’ny tranon’ilay zatovo levita, tao an-tranon’i Mika, dia niarahaba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivily nankeo izy, ka niditra tao amin’ny tranon’ilay tovolahy Levita, dia ny tranon’i Mikasy, sy nanao akory azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanatona izy dimy lahy dia niditra tao an-tranon’i Mikà nisy ilay tovolahy levita ary niarahaba azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nivily tao izy ka tonga tao an-tranon'ilay Levita zatovo, dia tao an-tranon'i Mika, ka niarahaba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivily tao izy ireo ka tonga tao amin’ny tranon’ilay zatovo levita, tao an-tranon’i Mika, dia niarahaba azy.
malagasy
Dia nivily tao izy ka tonga tao an-tranon'ilay Levita zatovo, dia tao an-tranon'i Mika, ka niarahaba azy.