Judges 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany izay avy tamin’ny taranak’i Dana, dia nijanona teo anoloan’ny vavahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izy enin-jato lahy, samy vonom-piadiana fanao an’ady avy amin’ny fokon’i Dana, nijanona teo anoloan’ny vavahady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay kosa ireo vatan-dehilahy danita eninjato nirongo fiadiana dia niatrana teo am-bavahadin’ny trano.
Malagasy Bible 1865
Ary ny enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany, izay avy tamin'ny taranak'i Dana, dia nijanona teo anoloan'ny vavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany izay avy tamin’ny taranak’i Dana, dia nijanona teo anoloan’ny vavahady.
malagasy
Ary ny enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany, izay avy tamin'ny taranak'i Dana, dia nijanona teo anoloan'ny vavahady.