Judges 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia faly ny fon’ilay mpisorona ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voasokitra, dia nandeha voahodidin’ny olona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia faly ny fon’ilay mpisorona, ka nalainy ny efôda sy ny terafima mbamin’ny sarin-javatra voasikotra ary nandroso ho eo afovoan’ny miaramila izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia faly ilay mpisorona ka nitondra ny efôda sy ny terafima ary ny sampy sady niditra teo anivon’ilay andian-tafika.
Malagasy Bible 1865
Dia faly ny fon'ilay mpisorona, ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voasokitra, ary nandeha voahodidin'ny olona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia faly ny fon’ilay mpisorona ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voasokitra, dia nandeha voahodidin’ny olona izy.
malagasy
Dia faly ny fon'ilay mpisorona, ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voasokitra, ary nandeha voahodidin'ny olona izy.