Judges 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga izy ireo ka lasa nandeha ary ny zaza amam-behivavy sy ny omby aman’ondry mbamin’ny fananany dia nataony teo alohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga izy ireo, ka lasa; nataony teo aloha ny zaza sy ny biby fiompy mbamin’ny entana sarobidy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga ireo ka nanohy ny diany. Ny zaza amam-behivavy sy ny biby fiompy ary ny entana no nalefany teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Dia nihodina izy ireo ka lasa nandeha; ary ny zaza amim-behivavy sy ny omby aman'ondry mbamin'ny entany tsara dia nataony teo alohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga izy ireo ka lasa nandeha ary ny zaza amam-behivavy sy ny omby aman’ondry mbamin’ny fananany dia nataony teo alohany.
malagasy
Dia nihodina izy ireo ka lasa nandeha; ary ny zaza amim-behivavy sy ny omby aman'ondry mbamin'ny entany tsara dia nataony teo alohany.