Judges 18:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy ireo dia nifamory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin’i Mika ka nanenjika ny taranak’i Dana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikasy izy ireo, vao indreto ny olona mitoetra ao amin’ny trano mifanolo-bodirindrina amin’i Mikasy nivory nanenjika ireto taranak’i Dana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikà ireo, vao nifamory i Mikà sy ny vatan-dehilahy mpiara-monina taminy ka nanenjika azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa lasa lavitra ny tranon'i Mika izy, dia nivory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin'i Mika ka nahatratra ny taranak'i Dana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy ireo dia nifamory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin’i Mika ka nanenjika ny taranak’i Dana.
malagasy
Ary rehefa lasa lavitra ny tranon'i Mika izy, dia nivory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin'i Mika ka nahatratra ny taranak'i Dana.