Judges 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ireo taranak’i Dana izy. Niherika ireo ka niteny tamin’i Mika hoe: Maninona ianao no miantsoantso toy izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nantsoantsoin’izy ireo avy atỳ aoriana ny taranak’i Dana, ka niherika sy nanao tamin’i Mikasy hoe: «Inona no ilainao no nanangona olona toy izao ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony nihorakoraka nanjohy ny Danita izy, dia nisampotina kosa ireto ka nanontany an’i Mikà hoe: –Inona no nahatonga anao namory olona maro toy izao?
Malagasy Bible 1865
Dia niantso ny taranak'i Dana izy. Ary niherika ireo ka nanao tamin'i Mika hoe: Haninona ianao, no nanangona olona maro toy izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ireo taranak’i Dana izy. Niherika ireo ka niteny tamin’i Mika hoe: Maninona ianao no miantsoantso toy izao?
malagasy
Dia niantso ny taranak'i Dana izy. Ary niherika ireo ka nanao tamin'i Mika hoe: Haninona ianao, no nanangona olona maro toy izao?