Judges 18:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy: Nalainareo ny andriamanitro izay namboariko ary nalainareo koa ny mpisorona; koa inona intsony no mba ho ahy? Ahoana no itenenanareo amiko hoe: Maninona ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy namaly: «Ny andriamanitro izay nataoko, nongoahanareo mbamin’ny mpisorona, dia lasa ianareo; ka inona indray àry no mba ahy? Ahoana no anaovanareo hoe: Inona no ilainao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy i Mikà hoe: –Nalainareo ireo andriamanitra izay namboariko ho ahy ary nentinareo ny mpisoroko, dia iny ianareo no lasa; ka tsy manana na inona na inona intsony aho. Koa mbola sahy manontany izay nahatonga ahy nanao izao ihany ve ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Ny andriamanitro izay nataoko sy ny mpisorona koa dia nalainareo, ka lasa ianareo; koa inona intsony no mba ho ahy? Ary ahoana no anaovanareo amiko hoe: Haninona ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy: Nalainareo ny andriamanitro izay namboariko ary nalainareo koa ny mpisorona; koa inona intsony no mba ho ahy? Ahoana no itenenanareo amiko hoe: Maninona ianao?
malagasy
Ary hoy Izy: Ny andriamanitro izay nataoko sy ny mpisorona koa dia nalainareo, ka lasa ianareo; koa inona intsony no mba ho ahy? Ary ahoana no anaovanareo amiko hoe: Haninona ianao?