Judges 18:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny taranak’i Dana taminy: Aoka tsy ho re eto aminay intsony ny feonao, fandrao hisy olo-masiaka hamely anareo ka hanao izay hahafaty ny tenanao sy ny ankohonanao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny taranak’i Dana taminy: «Aza ampandrenesina anay intsony ny feonao, sao hiantoraka aminareo ny olona tezitra ka hahafaty ny ainao sy ny ain’ny ankohonanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Danita taminy: –Aoka tsy handre ny fitarainanao intsony izahay, fandrao hisy ho sosotra aminay ka hamely anareo; dia ianao no hahatonga fahafatesana ho an’ny tenanao sy ny ankohonanao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny taranak'i Dana taminy: Aoka tsy ho re eto aminay intsony ny feonao, fandrao hisy olo-masiaka hamely anareo, ka dia hanao izay hahafaty ny tenanao sy ny ankohonanao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny taranak’i Dana taminy: Aoka tsy ho re eto aminay intsony ny feonao, fandrao hisy olo-masiaka hamely anareo ka hanao izay hahafaty ny tenanao sy ny ankohonanao ianao.
malagasy
Dia hoy ny taranak'i Dana taminy: Aoka tsy ho re eto aminay intsony ny feonao, fandrao hisy olo-masiaka hamely anareo, ka dia hanao izay hahafaty ny tenanao sy ny ankohonanao ianao.