Judges 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha tamin’ny nalehany ny taranak’i Dana. Rehefa hitan’i Mika fa nahery noho izy ireo dia niverina izy ka nody tany an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanohy ny diany ny zanak’i Dana. Hitan’i Mikasy fa mahery noho izy ry zareo, ka dia niverina nody any an-tranony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanohy ny diany ihany ny Danita. Rehefa hitan’i Mikà kosa fa nahery noho ny tenany ireo, dia niverin-dàlana nody tany aminy izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha tamin'ny nalehany ny taranak'i Dana; ary rehefa hitan'i Mika fa ireo dia nahery noho izy, dia niverina izy ka nody tany an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha tamin’ny nalehany ny taranak’i Dana. Rehefa hitan’i Mika fa nahery noho izy ireo dia niverina izy ka nody tany an-tranony.
malagasy
Dia nandeha tamin'ny nalehany ny taranak'i Dana; ary rehefa hitan'i Mika fa ireo dia nahery noho izy, dia niverina izy ka nody tany an-tranony.