Judges 18:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’ny tanàna dia nataony hoe Dana, araka ny anaran’i Dana rainy izay naterak’Israely, fa Laisy no anaran’ny tanàna taloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny anarany nataony hoe Dana, araka ny anaran’i Dana, rainy, izay naterak’i Israely; fa Laïsa kosa no anaran’ny tanàna taloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novàny ny anaran’i Laîsy izay niantsoana azy taloha ka nampitondrainy ny anaran’i Dana razambeny, izay zanakalahin’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny tanàna nataony hoe Dana, araka ny anaran'i Dana rainy, izay naterak'Isiraely; kanefa Laisy no anaran'ny tanàna taloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’ny tanàna dia nataony hoe Dana, araka ny anaran’i Dana rainy izay naterak’Israely, fa Laisy no anaran’ny tanàna taloha.
malagasy
Ary ny anaran'ny tanàna nataony hoe Dana, araka ny anaran'i Dana rainy, izay naterak'Isiraely; kanefa Laisy no anaran'ny tanàna taloha.