Judges 18:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natsangany ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon’i Mika. Naharitra nandritra ny andro rehetra niorenan’ny tranon’Andriamanitra tao Silo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay sary voasikotra nataon’i Mikasy no natsangan’izy ireo ho azy, nandritra ny fotoana rehetra nisian’ny tranon’Andriamanitra tao Silô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nokajin’ireo ilay sampin’i Mikà tamin’ny fotoana rehetra nisian’ny tranon’Andriamanitra tao Silao.
Malagasy Bible 1865
Ary nampitoeriny ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon'i Mika mandritra ny andro rehetra niorenan'ny tranon'Andriamanitra tao Silo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natsangany ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon’i Mika. Naharitra nandritra ny andro rehetra niorenan’ny tranon’Andriamanitra tao Silo izany.
malagasy
Ary nampitoeriny ho azy ilay sarin-javatra voasokitra nataon'i Mika mandritra ny andro rehetra niorenan'ny tranon'Andriamanitra tao Silo.