Judges 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy tamin’ireo: Izao sy izao no nataon’i Mika tamiko ary nanome karama ahy izy ka tonga mpisorony aho izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navaliny azy: «Izao sy izao no nataon’i Mikasy tamiko; izy manamby ahy ary izaho manao mpisorona ho azy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy izy hoe: –Zavatra isan-karazany no nataon’i Mikà tamiko; izy no manarama ahy, ka dia tonga mpisorony aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy kosa izy taminy: Izany ka izany no nataon'i Mika tamiko, ary efa nanamby ahy izy, ka efa mpisorony aho izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy tamin’ireo: Izao sy izao no nataon’i Mika tamiko ary nanome karama ahy izy ka tonga mpisorony aho izao.
malagasy
Dia hoy kosa izy taminy: Izany ka izany no nataon'i Mika tamiko, ary efa nanamby ahy izy, ka efa mpisorony aho izao.