Judges 18:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy ireo taminy: Miangavy anao izahay, manontania amin’Andriamanitra hahafantaranay na hambinina amin’ny lalana alehanay izahay na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ireo taminy: «Raha izany àry, anontanio kely Andriamanitra mba hahalalanay raha ho tsara ny dianay».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray ireo taminy: –Andeha àry mba anontanio Andriamanitra hahafantaranay na hahomby izao dianay izao na tsia.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy ireo taminy: Masìna ianao, manontania amin'Andriamanitra mba ho fantatray na hambinina amin'ny lalana alehanay izahay, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy ireo taminy: Miangavy anao izahay, manontania amin’Andriamanitra hahafantaranay na hambinina amin’ny lalana alehanay izahay na tsia.
malagasy
Dia hoy izy ireo taminy: Masìna ianao, manontania amin'Andriamanitra mba ho fantatray na hambinina amin'ny lalana alehanay izahay, na tsia.