Judges 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay mpisorona taminy: Mandehana amin’ny fiadanana; fa eo anatrehan’NY TOMPO izao lalana alehanareo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpisorona namaly azy: «Mandehana amim-piadanana, fa tsinjovin’i mason’i Iaveh izao dia ataonareo izao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay mpisorona taminy: –Mandehana ombàm-piadanana, fa miahy anareo ny TOMPO amin’izao dianareo izao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ilay mpisorona taminy: Mandehana soa aman-tsara; fa eo anatrehan'i Jehovah izao lalana alehanareo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay mpisorona taminy: Mandehana amin’ny fiadanana; fa eo anatrehan’NY TOMPO izao lalana alehanareo izao.
malagasy
Dia hoy ilay mpisorona taminy: Mandehana soa aman-tsara; fa eo anatrehan'i Jehovah izao lalana alehanareo izao.