Judges 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha ho any amin’ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; hoy ireo rahalahiny taminy: Ahoana ny hevitrareo ny amin’izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niverina tany amin’ny rahalahiny tany Saraà sy Estaola izy ireo, dia hoy ireto rahalahiny taminy: «Ahoana, hoy ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina nankany Tsôrehà sy Estaôla ireo iraka ary nofotorin’ireo mpiray foko aminy momba ny zavatra hitany.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha ho any amin'ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; ary hoy ny rahalahiny taminy: Naninona moa ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha ho any amin’ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; hoy ireo rahalahiny taminy: Ahoana ny hevitrareo ny amin’izany?
malagasy
Dia nandeha ho any amin'ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; ary hoy ny rahalahiny taminy: Naninona moa ianareo?