Judges 19:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa ny tompony taminy: Tsy hiakatra ao amin’ny tanànan’ny hafa firenena izay tsy misy Israelita isika, fa handroso ihany ho any Gibea.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny tompony namaly hoe: «Tsy hivily amin’izay tanànan’olon-kafa firenena tsy misy zanak’i Israely isika, fa handroso ihany ho any Gabaà».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’ny tompony hoe: –Tsia, tsy ho any amin’izay tanànan’ny firenen-kafa tsy misy Israelita isika, fa hanohy ny dia hatrany Gibehà.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny tompony taminy: Tsy hiakatra amin'ny tanànan'ny olona hafa firenena izay tsy isan'ny Zanak'Isiraely isika, fa handroso ihany ho any Gibea.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa ny tompony taminy: Tsy hiakatra ao amin’ny tanànan’ny hafa firenena izay tsy misy Israelita isika, fa handroso ihany ho any Gibea.
malagasy
Fa hoy ny tompony taminy: Tsy hiakatra amin'ny tanànan'ny olona hafa firenena izay tsy isan'ny Zanak'Isiraely isika, fa handroso ihany ho any Gibea.