Judges 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ihany izy tamin’ny zatovony: Andeha isika hizotra hakamin’ny iray amin’irerỳ tanàna irerỳ, dia i Gibea na i Rama, ka handry any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa izy tamin’ny mpanompony: «Andeha ataovy izay hahatrarantsika ny iray amin’ireto tanàna ireto, dia i Gabaà na i Ramà; any isika no handry».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa izy tamin’ny zatovony: –Aoka isika hanatratra an’i Gibehà na Ramà, ka ny iray amin’ireo toerana ireo no handriantsika anio alina!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin'ny zatovony: Andeha isika hankamin'ny anankiray amin'ireto tanàna ireto, dia any Gibea, na any Rama, ka handry any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ihany izy tamin’ny zatovony: Andeha isika hizotra hakamin’ny iray amin’irerỳ tanàna irerỳ, dia i Gibea na i Rama, ka handry any.
malagasy
Ary hoy izy tamin'ny zatovony: Andeha isika hankamin'ny anankiray amin'ireto tanàna ireto, dia any Gibea, na any Rama, ka handry any.