Judges 19:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandroso izy ka nandeha. Ary raha mbola teo akaikin’i Gibea izay an’i Benjamina, izy, dia nilentika ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa notohizany ny dia, ary efa nilentika ny masoandro no eny akaikin’i Gabaà, izay an’i Benjamina, izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanohy ny diany izy. Ary efa nilentika ny masoandro fony izy tonga teo akaikin’i Gibehà, tao amin’ny faritanin’i Benjamîna.
Malagasy Bible 1865
Dia nandroso izy ka nandeha; ary raha mbola teo akaiky an'i Gibea, izay an'ny Benjamita, izy, dia nilentika ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandroso izy ka nandeha. Ary raha mbola teo akaikin’i Gibea izay an’i Benjamina, izy, dia nilentika ny masoandro.
malagasy
Dia nandroso izy ka nandeha; ary raha mbola teo akaiky an'i Gibea, izay an'ny Benjamita, izy, dia nilentika ny masoandro.