Judges 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivily lalana ho any Gibea izy mba handeha handry ao. Niditra izy dia nipetraka teo amin’ny kianjan’ny tanàna nefa tsy nisy olona nampiantrano azy mba handriany amin’ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nivily ho any izy, mba handry ao Gabaà. Nony tafiditra ity Levita, dia nijanona teo amin’ny kianjan’ny tanàna, ary tsy nisy olona nampiantrano azy handry any aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivily tao Gibehà izy mba handry tao. Niditra ny tanàna izy ka nipetraka teo an-kianja, nefa tsy nisy olona nampiantrano azy handry.
Malagasy Bible 1865
Ka dia nivily teo izy handeha handry any Gibea; ary niakatra izy ka nipetraka teo amin'ny kianjan'ny tanàna; fa tsy nisy olona nampiantrano azy handry tao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivily lalana ho any Gibea izy mba handeha handry ao. Niditra izy dia nipetraka teo amin’ny kianjan’ny tanàna nefa tsy nisy olona nampiantrano azy mba handriany amin’ny alina.
malagasy
Ka dia nivily teo izy handeha handry any Gibea; ary niakatra izy ka nipetraka teo amin'ny kianjan'ny tanàna; fa tsy nisy olona nampiantrano azy handry tao an-tranony.