Judges 19:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanopy ny masony ilay lahiantitra ka nahita ilay vahiny teo an-kianjan’ny tanàna dia niteny hoe: Hankaiza moa ianao? Ary avy taiza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanopy ny masony izy, ka nahita ilay mpivahiny teo an-kianjan’ny tanàna; ka hoy ny anti-dahy taminy nanao hoe: «Ho aiza ianao ary avy aiza?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatsikaritra ity vahiny miandry eo an-kianja ilay lahiantitra ka nanontany azy hoe: –Avy aiza ary ho aiza izato ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanopy ny masony izy ka nahita ilay vahiny teo an-kianjan'ny tanana, dia hoy ilay lehilahy anti-panahy: Hankaiza moa ianao? Ary avy taiza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nanopy ny masony ilay lahiantitra ka nahita ilay vahiny teo an-kianjan’ny tanàna dia niteny hoe: Hankaiza moa ianao? Ary avy taiza?
malagasy
Ary rehefa nanopy ny masony izy ka nahita ilay vahiny teo an-kianjan'ny tanana, dia hoy ilay lehilahy anti-panahy: Hankaiza moa ianao? Ary avy taiza?